Teny iditra mena mivaivay
Singan-teny mena ; mivaivay
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: loko
Ohatra Tsy nisy maro azo nampifandimbiasina ireny, fa izay napoaka dia tsy natsahatra na efa mena mivaivay aza ny volobeny. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31