Teny iditra |
fiana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Mena vasobasoka [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Of a brownish red [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Brun. [1.19]
|
Mpanahaka |
volo/colors/couleurs
|
|
Teny iditra |
fiana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Hazandrano [1.78]
|
| Karazan-kazandrano maro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
The name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy,
fiamandry,
fiamangataka,
fiamangidy,
fiambola,
fiambazana,
fiampotsy,
fiandava,
fiantandroka
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom de plusieurs espèces de poissons [1.3]
|
Ohatra | Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any!
[2.499]
|
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
Mpanahaka |
fiamalandy ~
fiamandry ~
fiamangataka ~
fiamangidy ~
fiambola ~
fiambazana ~
fiampotsy ~
fiandava ~
fiantandroka |
|
Teny iditra |
fi~ana
|
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|