Teny iditra | 1 tongotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
8 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra 10 Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 a foot, a leg [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 pied, jambe, patte [1.3, 1.8] |
Ohatra |
13 Tsy tongotro mandia alanana Tsy tanako mandray joria [2.246] 14 Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471] 15 Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
Manontolo |
|
Ampahany |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny tongotra io |
Lahatsoratra |
36 Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |