Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : toho | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza ny toho mihahy no jerena, fa ny lefona mitsangana. [2.415 #4472]
Aza ny toho mihahy no zahana, fa ny Aza ny toho mihahy no zahana, fa ny lefona mitsangana. [2.415 #4472] Tsy ny toho mihahy no mahatahotra, fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce ne sont pas les petits poissons séchant au soleil qui font peur (quand on voudrait bien les voler), mais c' est la lance plantée en terre tout auprès. [2.165]
Ne regardez pas les poissons toho qui sèchent, mais la lance qui se dresse. [2.415 #4472] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Avertissement à ceux qui sont tentés de voler : qu' ils ne regardent pas l'objet dont ils ont envie, mais qu' ils pensent à la lance prête à punir les larcins. [2.415 #4472]
Celui qui a mis sécher les poissons a planté sa larce là avant de s' en aller, pour marquer son droit et aussi pour montrer qu' il était armé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Azoko amy ny vavany, hoy ilay nanjono toho. [2.653 #725]
Azoko amin' ny vavany, hoy ilay nanjono toho. [2.415 #4742] Azo tamin' ny vavany, hoy ilay nanjono toho. [2.558 #834] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je l' ai pris par sa bouche, dit le pêcheur de poisson toho. [2.415 #4742] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Pris par ses propres paroles. [2.415 #4742] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Endin-toho ka ny kely ihany no may aloha. [2.558 #1033]
Endin-toho : ny kely ihany no may aloha. [2.415 #763, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Manière de faire griller les poissons : ce sont les petits qui sont brûlés les premiers. [2.415 #763] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des procès et affaires où les petits étaient compromis et punis avant les grands. [2.415 #763] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Fy ny toho, fy ny amalona fa ny lelako tsy ataoko jono. [2.165 #1147, 2.653 #975, 2.558, 1.1]
Fy ny toho, fy ny amalona, fa ny lela tsy ataoko jono. [2.415 #2181] Fy ny toho, fy ny amalona, fa ny lela tsy azo atao jono. [2.415 #2181] Na fy aza ny amalona, ny lelako tsy ataoko jono. [1.1 #57] Na mamy aza ny amalona, ny lelako tsy ataoko jono? [2.558 #2725] Na tiako aza hianao, ny lelako tsy hataoko jono. [2.415 #1111] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fahamalinana: na toy inona na toy inona hasoan' ny zavatra iray, tsy tokony hatakalo an' io na oviana ny aina. [1.1 #57] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | J' ai beau vous aimer, je ne sacrifierai pas ma langue à servir d' appât pour vous. [2.415 #1111]
Les poissons nommés toho sont bons, les anguilles sont délicieuses, cependant la langue n' est pas un appât qu' on puisse sacrifier pour les prendre. [2.415 #2181] Le "toho" est excellent, l' anguille est délicieuse, mais je n' employerai quand même pas ma langue comme appât (pour les prendre). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il y a une limite à tout, même aux sacrifices à faire pour les parents ; comparaison tirée de la pêche des poissons. [2.415 #1111]
Les richesses sont agréables mais il ne faut pas sacrifier sa vie pour les obtenir. [2.415 #2181] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Mandidy sofi-toho, mizara sofin' amalona, ka sady kely no an-kanifisana. [2.165 #1336]
Mandidy sofi-toho, mizara sofin’ amalona: sady kely no an-kanifisana. [2.653 #1587] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Couper les branchies d' un petit poisson, partager des branchies d' une anguille, il y en a peu et elles sont minces. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mandidy sofi-toho ohatra ny tia kely. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Etre victime de sa langue, comme le petit poisson ; ou de ses pattes comme le crabe. [2.974 #199]
Tué (ou pris) par sa langue, comme un poisson; et tué (ou pris) par ses pattes, comme un crabe. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Midonanaka foana, toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho nandray jono, tsy amalona nandray azy. [2.165 #972, 2.415 #5917]
Midonanaka toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho miakatra, tsy amalona nanohina. [2.558 #2290] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Perdre le temps, comme celui qui pêche dans une rigole : rien n' a mordu, ni poisson, ni anguille. [2.415 #5917]
Perdre son temps, comme celui qui pêchait dans une rigole: ni "toho" ni anguille n' a voulu mordre. [2.165 #972] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Milaza ho tsy tia hazandrano, ka mivoky toho lena. [2.653]
Milaza tsy ho tia hazandrano ka no mivoky toho lena. [2.558 #2342] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Nahoana no amalona no nohanina ka no patsa no aloa ? [2.558 #2663]
Raha toho no hohanina, ka patsa no haloa, tsy mety izany. [2.415 #4449, 2.653 #2717] Raha toho no nohanina ka patsa no aloa, dia tsy mety izany. [2.558 #3663] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Manger des poissons toho et rendre des chevrettes : cela ne convient pas. [2.415 #4449] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Emprunter beaucoup et rendre peu, cela ne convient pas. [2.415 #4449] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Na tsara aza ny mizara, ny hizara sofi-toho mahasanganehana. [2.558 #2772] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Rafotsibe leon-toho ka ny androngo kely avy no andosirana. [2.558 #3504]
Rafotsibe leon-toho: ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieille qui est dégoûtée des petits poissons qu' on appelle toho : elle fuit jusqu' aux lézards. [2.415 #1897] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle fuit jusqu' aux apparences qui lui rappellent l' objet de son dégoût. [2.415 #1897] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Raha izy no mahandro patsa, tsy Raha izy no mahandro patsa, tsy Raha izy no mahandro patsa, tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand c'est lui qui fait cuire des chevrettes il n'y a rien à dire, mais quand c' est nous qui faisons griller des poissons toho c' est bien différent et il dit que nous gaspillons les met. [2.415 #4565] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est un égoiste, qui trouve bien ce qu' il fait, et mal ce que font les autres. [2.415 #4565] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Toha latsaka am-bovo: mazava andro idirana fa maizina andro ivoahana. [1.1]
Toho latsaka am-bovo : mazava andro idirana, fa maizina andro ivoahana. [2.415 #3307] Toho niditra am-bovo : mazava nidirana, fa maizina hivoahana. [2.415 #3307] Toy ny toho miditra am-bovo, ka mazava idirana fa Toy ny toho miditra am-bovo: mazava andro idirana, fa maizina andro ivoahana. [2.653 #3239, 2.974 #234] Toy ny toho miditra am-bovo: mazava idirana, fa maizina ivoahana. [2.165 #1142] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona mora sodokan-drendrarendra ka loza no miandry azy vokatr' izan. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme le toho entré dans la nasse : route claire pour entrer, moins claire quand il s’agit de sortir. [2.974 #234]
Pareil au poisson qui entre dans la nasse: c' est facile (litt. clair) d' y entrer, mais difficile (litt. sombre) d' en sortir. [2.165 #1142] Poisson toho dans la nasse : le chemin pour entrer est facile à trouver mais la sortie est difficile. [2.415 #3307] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les commencements sont faciles, mais plus difficile la fin. [2.415 #3307] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||