Anaran-toerana | Anaram-java-maniry ara-tsiansa | Anarana ao amin' ny Baiboly | Anaram-bosotra | Anaran' orinasa, sns. |
Anaran' olona malaza | Anaram-biby ara-tsiansa | Anaran' olona ao amin' ny angano | Anarana indrana |
A | B | C | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | Q | R | S | T | U | V | W | X | - | Z |
a | b | c | d | e | f | g | h | i | j | k | l | m | n | o | p | q | r | s | t | u | v | w | x | - | z |
Anarana ara-tsiansa | Anarana malagasy |
Fagaropsis velutina | mandakolahy |
Fagopyrum esculentum | varimbazahamainty |
Faguetia falcata | hasy, velonahatra |
Faucherea ambrensis | lohindry, nanto, nantoneingitra, natosolasolaravina, solasolaravina, voamanarivo |
Faurea forficuliflora | ambalahiaka, lanary, malambovony, soaravy, tavia, vangampoza |
Ficus Carica | aviavimbazaha |
Filicium decipiens | ampangaravina, androbolamena, elatrangidina, hazomboay, hazomposa, hazompoza, kiringiravina, ramaindafy, rehiaky, vatokely |
Fimbristylis diphylla | ahidiarangalahy |
Flacourtia indica | hazombavy, jingôma, ramontsy, tsingoma, tsongoma, voalamoty, voatronaka, voavoa |
Flagellaria indica | hisa-biko, hovavy, tsontsoraka, vahempika, vahevika, vahimpika, vahipika, vahipitra, velopoko, vika, viko, viky, voambahipika, voapika, volipoko |
Floscopa glomerata | ahibano, ahibita, ahitra, kimaintiloha, mahaleomitatao, sabita |
Flueggea microcarpa | atsikana, fantsikakolahy, kotika, kotikana, patikahoko, teto, voafotsikotikana |
Foeniculum vulgare var. | anizety |
Foetidia clusioides | natofotsy, natohely, natokeliravina, natokely |
Folotsia sarcostemmoides | fofitsa, folotse, folotsy |
Forsythiopsis vincoides | vatofolahina |
Fragaria vesca | freza |
Fuchsia arborescens | kavina |
Fuirena pubescens | kiforona |
Furcraea gigantea | aloesy, taretra, taretravavy |
A | B | C | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | Q | R | S | T | U | V | W | X | - | Z |
a | b | c | d | e | f | g | h | i | j | k | l | m | n | o | p | q | r | s | t | u | v | w | x | - | z |