Teny iditra | 1 atodiosy |
Singan-teny | 2 atody, osy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Betsimisaraka]
karazam-bakana ambony karazana 5 [1.1] Vakana hala tahaka fotsy misorasoratra manga |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] A kind of bead. |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] perle fausse, blanche à raies bleues 8 [2.570] |
Ohatra |
9 Inona ary izany : Andriana maka atodiosy? [2.69#] |
Tovy hevitra | 10 atodinosy |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny nalaina | 123 Soratra misy io teny atodiosy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31 |
![]() |