Teny iditra lemur
Sokajin-teny anarana
  ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, ankombavaliha, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitily, fitiliky, fotsifaka, fotsife, gidro, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kelybeohy, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, lemur, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, sadasada, setohy, siba, sifaka, sifakabilany, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidy, tsidiala, tsidihy, tsidy be, tsidy kely, tsinjoarivo, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, vangavanga, vary, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, variñena [Mittermeier: Lemurs]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro
Teny nalaina 

Teny iditra Lemur
Sokajin-teny anarana
 Lemur catta : gidro, hira, maky
Lemur mongoz : gidro

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/11