Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mipetraka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Hady voanjo ny fanompoana, ka tsy ny momba ny tahony ihany no atao Tahaka ny hadi-voanjo ny fanompoana: ka tsy ny momba ny tahony ihany no atao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La corvée est comme la récolte des arachides: on ne met pas dans la corbeille seulement celles qui tiennent encore à la tige, mais aussi celles qui sont tombées à terre et qui doivent être ramassées à la main afin de remplir la corbeille. [2.165]
La corvée est comme les arachides qu' on arrache de la terre : on ne met pas seulement dans le panier ce qui vient avec la tige, mais les mains fouillent dans la terre et cherchent ce qui reste afin de remplir le panier. [2.415 #373] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait les recherches scrupuleuses qui étaient faites pour remplir le nombre des escouades destinées à la corvée. [2.415 #373] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Harahara an-tsefa-bato : ongotana, mafy, kapaina tsy azo; Harahara | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Lehibe mipetraka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Grands qui êtes assis au milieu de la place publique : regardez un peu ceux qui sont autour de vous. [2.415 #1640] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On a beau être maître de ses actes on ne peut pas tout se permettre. [2.415 #1640] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Mahasadaika itony manavy : mipetraka dia totozy, manidina dia vorona. [2.558 #1862]
Mahasadaika toy ny manavy: manidina, dia vorona; mipetraka, dia totozy. [2.165 #1011] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rendre perplexe comme une chauve-souris: quand elle vole, c' est un oiseau; quand elle est posée, c' est une souris. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Mandehandeha mahita raha, mipetraka an-drano omana ny azo. [1.147 #M46] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Miisa roa toa ramanavy : manidina vorona, mipetraka totozy. [2.558 #2330]
Misa roa hoatry ny manavy : manidina, vorona ; mipetraka, totozy. [2.415 #5011] Misa roa, toa manavy: manidina, vorona; mipetraka, totozy. [2.653 #1824] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se faire passer pour deux choses à la fois, comme la chauve-souris : quand elle vole, c' est un oiseau ; quand elle se pose, c' est une souris. [2.415 #5011] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui jouent double jeu, et de ceux qui prennent deux parts dans une distribution. [2.415 #5011] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Mitsangana aho, toa meva ; mitalapetraka aho, toa hamabo : izaho miteny ihany no andrian’ ny adidy. [2.653]
Mitsangana toa meva, mipetraka toa hamabo, nefa izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [2.558 #2501] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Ny mandeha tsy zoto, ny mijanona tsy laina. [1.1]
Ny mandeha tsy zoto, ny mipetraka tsy laina. [2.415] Ny mitoetra tsy laina, ny mandeha tsy zoto. [1.3, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Adidy no aleha ary andraikitra no ijanonana, ka izay mahatsara zavatra no atao, fa tsy hoe akory izay mandeha dia olo-mazoto ay izay mijanona dia olo-malaina. [1.1]
Enti-milaza fa fanatanterahana adidy no atao fa tsy fitiavana hanao an' itsy na hanao an' iroa akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rester n' est point de la paresse, aller n' est point du zèle. [2.415 #3731] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Indifférent pour rester ou pour partir. [1.3]
On est libre d' agir ou de ne pas agir. [2.415 #3731] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Ny nenina tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6428]
Ny nenina tsy eo aloha hojerena, fa aoriana handatsa. [2.558 #3169] Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. [1.1] Ny nenina tsy mba mipetraka hatao mbay lalana, tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6429] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaka ny ondry ; fa avy manaraka, tahaka ny alika. [2.653 #2362, 1.1] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaky ny ondry ; fa avy manaraka tahaka ny alika. [2.974 #454] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaky ny ondry, fa avy manaraka tahaky ny alika. [2.415] Ny nenina tsy mipetraka hatao "Mbay làlana" , ary tsy mitsidika hatao "Mandrosoa" , fa aoriana vao mandatsa. [2.165] Toy ny nenina : tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy mipetraka atao mbay lalana, fa aoriana vao avy mandatsa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le regret n' est pas assis pour qu' on lui dise: "Laissez-moi passer" , et il ne frappe pas à votre porte pour qu' on lui dise: "Entrez" , mais ce n' est qu' après qu' il' vous insulte. [2.165]
Le regret ne vous précède pas, comme font les brebis, il vous suit comme font les chiens. [2.974 #454] Le remords ne marche pas en avant comme les brebis qu' on pousse devant soi, il suit comme les chiens. [2.415 #6430] Le remords n' est pas comme quelqu' un d' assis à qui on demande la permission de passer, ce n' est pas quelqu' un qui fait visite et à qui on dit d' entrer : il ne vient pas avant l' acte pour avertir, mais après pour reprocher. [2.415 #6429] Le remords n' est point un conseiller prévenant, mais un critique de ce qui a été fait. [2.415 #6428] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. il arrive à votre insu et en ennemi. [2.165]
Il ne vient qu' après l' action. [2.415 #6430] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Raha mitsangan- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Plutôt que d' être grand mais de vilaine couleur comme un "valanirana" il vaut mieux n' être qu' une branche. [2.165]
Si on est grand et vilain comme l' arbre valanirana, mieux vaut être une simple branche. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le "valanirana" est un arbre à bois dur; le mot "mavo" veut dire aussi méprisé, au sens figuré. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Sahala amin' ny sahona : mipetraka toa lahiantitra ; mitsambikina toa tovolahy. [2.415 #1701, 2.165]
Sahala amin' ny sahona : mipetraka toa lahiantitra, mitsipika toa tovolahy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Semblable à une grenouille: assis, il ressemble à un vieillard; sautant, on dirait un jeune homme. [2.165]
Semblable à une grenouille : assis on dirait un vieux, et quand il saute il est comme un jeune homme. [2.415 #1701] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Sakondry Sakondry | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Salasala toy ny mitery Salasala, toy ny mitery | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Embarrassé comme un gendre qui va traire la vache de son beau-père : s' il n'y met pas assez d' ardeur, il ne réussira pas ; s' il en met trop, il aura l' air d' être le maître ; s' il se couvre la tête, il a l' air d' être fier ; s' il s' assied, on le prend pour un effronté. [2.415 #1475] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le gendre a la situation difficile, il n' est pas considéré comme le fils. [2.415 #1475] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Tahaka ny hady voanjo ny fanompoana : tsy ny momba ny tahony ihany no atao Tahaka ny hady voanjo ny fanompoana : tsy ny momba ny tahony ihany no atao | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Tahaky ny tsikovoka : raha manidina, toa voromanga ; fa raha mipetraka, toy ny tavilotra. [2.415 #6040]
Toy ny tsikovoka : manidina toa voromanga, mipetraka toy ny tavilotra. [2.558] Toy ny tsikovoka: raha manidina, toa voro-manga; ka raha mipetraka, toy ny tavilotra. [2.653 #3245] Toy ny tsikovoka: raha manidina, toy ny voromanga; fa raha mipetraka, toy ny tavilotra. [2.165 #987] Toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C'est comme le dytique : quand il vole on dirait un bel oiseau, et quand il se pose on dirait un têt de pot cassé. [2.415 #2753]
C' est comme l' insecte tsikovoka : quand cet insecte vole, on le prendrait pour un bel oiseau, mais, quand il se pose, on dirait un têt de pot cassé. [2.415 #6040] Pareil à un dytique: quand il vole, on le prendrait pour un oiseau bleu; mais quand il est posé, il ressemble à un têt de pot cassé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des orgueilleux et des dissimulateurs, cherchant à se faire passer pour ce qu' ils ne sont pas. [2.415 #6040]
Se disait des vicissitudes : gens riches autrefois et pauvres aujourd'hui. [2.415 #2753] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Toy ny nenina: tsy mipetraka hatao "Mbay lalana", ary tsy mitsidika hatao "Mandrosoa" ; fa aoriana vao avy mandatsa. [2.653 #3217, 2.974 #460] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme le regret (ou le remords) : il n’est pas assis, pour qu’on lui dise <« pardon ", il n'est pas à la porte pour qu’on lui dise " entre: " ; mais il vous suit pour vous railler. [2.974 #460] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dytiques du printemps : s' ils volent ils sont mangés par les oiseaux ; s' ils restent en place, ils sont mangés par les lézards. [2.415 #7]
Un dytique au printemps (au moment de la sécheresse): s' il vole il est mangé par un oiseau, et s' il se tient sur la terre il est pris par un lézard. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les petits, quoi qu'ils fassent, sont destinés à être victimes. [2.415 #7] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Tsy mba toy ny tsiriry Tsy mba tsiriry vorona handositra, fa tsiriry ahitra hipetraka amin' ny tany. [2.415] Tsy mba tsiriry Tsy mba tsiriry | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce n' est pas le tsiriry canard sauvage qui s' envole au loin, mais la plante tsiriry qui demeure. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce n'est pas une chose qui passe, mais elle demeure ; jeu de mots sur les deux sens de tsiriry, qui est le nom d' un canard sauvage, et aussi le nom d'une plante. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Tsiriry ahitra hipetraka amin' ny tany, fa tsy mba tsiriry vorona handositra ny ambanilanitra. [2.415 #490] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les Hova sont la plante tsiriry qui reste dans la terre, et non pas le canard tsiriry qui s' envole au loin. [2.415 #490] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par le roi Andrianampoinimerina aux Hova ses sujets, pour affirmer leur stabilité dans le royaume; jeu de mots sur les deux significations du mot tsiriry ; sens plus général ; vous pouvez compter sur nous. [2.415 #490] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Tsy satry ny mandihy mipetraka, fa ny lamba ho enti-mitsangana no tsy misy. [2.558 #308]
Tsy satry no mandihy mandry, fa ny lamba ho enti-mitsangana no tsy misy. [2.415 #2570, 2.653 #3574] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce n' est pas de dessein prématuré qu' on danse assis ou couché, mais c' est le lamba qu' il faut porter pour se lever qui manque. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Vorona mipetraka an-kazo borera : izaho hitany izy koa mba hitako. [2.558 #5040] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||