Teny iditra |
tokon > toko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ireo biriky na vato telo ipetrahan' ny vilany andrahoana sakafo: Tambino ity toko tapaka ity sao mianjera eo ny vilany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A trivet for supporting a kettle [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Trépied, les trois pierres fixées au foyer en guise de trépied sur lesquelles on met la marmite [1.3]
|
| Trépied pour une marmite [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tokon > toko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fizarazaran' ny boky eo amin' ny fandaharana ny lahateny na ny tantara: Toko fahasivy Fitambaran-javatra efa voatsinjarazara samy hitokana: Ohatrinona ny toko iray amin' ireto voanjo ireto? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A group, a company [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chapitre: Vakio ny toko fahadimy (Lisez le cinquième chapitre) Tas, lot, part, escouade, bande: Ataovy toko folo ireo paiso ireo (Faites dix tas, dix parts de ces pêches) ~ Ataovy toko telo io hena io (Faites trois parts de cette viande) ~ Mikambàna amin' ny toko fahefatra hianao (Unissez-vous à la quatrième bande) [1.3]
|
| Tas; chapitre; groupe, compagnie [1.8]
|
Sampanteny |