Teny iditra | 1 vakampotsy |
Singan-teny | 2 vakana, fotsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vakana madinika fotsifotsy fanaon' ny olona akotso amin' ny lamba landy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] petites perles blanches 6 [2.605] Cette perle, comme son nom l'indique, est blanche. Elle est placée et conservée dans le sachet à argent, que tout indigène porté: sur lui. Elle a pour but d'empêcher tout gaspillage d'argent et surtout de le faire fructifier. Elle empêche aussi, d'après la croyance populaire, son possesseur d'être infirme. Cette perle est surtout employée dans la confection des ornements tissés aux deux bouts des lambas mortuaires. |
Ohatra |
7 haranan' akoho, sy lamokana voavahy tsy vanona, sy votoatin' ambiaty, sy vakampotsy tokana [2.48] |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/29 |