Teny iditra |
zarany > zara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A lot, a share A division. [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Part, lot; partage [1.8]
|
| Division, quotient. [1.13]
|
Ohatra |
1 | Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy!
[2.69]
|
2 | Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray.
[2.472]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
zarany > Zara
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Zara [2.996]
|
| Zerah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Zérah [2.996]
|
Ohatra | Joda niteraka an'i Faresa sy Zara tamin'i Tamara;
[2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|