Teny iditra ankombamena
Singan-teny ankomba ; mena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Red females of Sclater's black lemur, blue-eyed back lemur (Eulemur macaco flavifrons) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Femelles rousses du lémur flavifrons (Eulemur macaco flavifrons) [2.233]
Anarana siantifika Eulemur macaco
Voambolana 
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Mpanahaka  ankomba ~ ankombajoby
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19