|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  feno
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny [1.1#284]
Fanazavàna teny anglisy  4  [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2]
5  Full, complete [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Plein, complet [1.8]
Haiendriteny 
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Mpanahaka  13  Feno hika, feno hipoka, feno hizina, feno mihintsana, feno mitipitipy, feno mitihitihika, himpona, tsepoka, tsipoka, hivoka, tsentsina, fempina, tampina, mamotsentsina, hifotra, mifatratra, tomefy, tototra, miangoango, feno miatiaty, midibadiba, feno mibinabina, mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, miziniziny, mizetra, mitafotafo, tonga fatra, somafatra, safomorona, avo loha, mihoa-pefy, dabadabaka, diby, hotsaka, vonto, ampoka, safotra, mangeniheny, manjepizepy, somaba, safononoka, diboka, heraka, henika, lelika
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny feno io

Teny iditra (2/2)26  feno
Sokajin-teny  27  anarana
Voambolana  28  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  29  Sery (aretina) [1.78]
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny feno io

Fivaditsoratra  31  feno, fone

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10