Teny iditra | mianjera (zera) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra ¶ Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera ¶ Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to fall down by itself [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | tomber de soi-même, s'écrouler [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Mpanahaka | lavo ~ potraka ~ tafintohina ~ latsaka ~ lavo an-kavia ~ midaboka ~ mironjina ~ mivena ~ mibolaly ~ mibolasitra ~ mibolila ~ mibolisatra ~ misolafaka ~ misolifaka ~ misolifatra ~ miongana ~ mitsirara ~ mitsingoana ~ miantonta ~ mitrosina ~ mitrotrongy ~ mitsinkasina ~ mandry ilika ~ mitsingidina ~ mitsingadina ~ mitotongana ~ mitsingatotra ~ mitsimbadika ~ mikodia ~ mikodingy ~ mikodingidingy ~ mivalangitrika ~ midaboboka ~ midalaboboka ~ mitalaboboka ~ midaraboka ~ midarafoka ~ mivadika ~ mihohoka ~ miantatafoka ~ mitatavoka ~ mivadika ~ mitatafoka ~ miankarapoka ~ miampatra ~ mikoa ~ mikoan' ny nahiny ~ mikoro ~ mietsaka ~ mihotsaka ~ miletsy ~ mihintsana ~ mivarina ~ mirodana ~ miraraka ompana | ||||||||||||||||
Ohatra | Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [Andraina: Mitaraina, takila 10] | ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mianjera io | ||||||||||||||||
Teny iditra | mianjerà (zera) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianjera | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |