|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity
4  Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany
5  Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the mind, the intellect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  l'esprit, l'intelligence [1.8]
Ohatra  8  Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
9  Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470]
10  Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324]
11  Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470]
Voambolana  12  Filôzôfia
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Tovonana :
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Anarana :
19  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  45  Ohabolana misy io teny saina io

Teny iditra (2/2)46  saina
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny malagasy  48  Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  49  an ensign, a flag, a banner [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  50  drapeau, bannière [1.8]
Haiendriteny 
51  Tsotra :
52  Tovonana :
Kamban-teny 
Lahatsoratra  55  Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva)

Fivaditsoratra  56  asina, isana, saina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11