Teny iditra (1/2) | 1 miditra |
Fototeny | 2 iditra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba 5 Manaiky hiray amin' ny fianakaviana na hikambana amin' ny fikambanana iray: Te hiditra ho zanakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aivo ho vady ~ Niditra ho miaramila Rakoto 6 Manomboka miasa: Amin' ny valo no miditra ny mpiasa 7 Mikasika zavatra tsy raharahan' ny tena: Aza miditra amin' izany ianao fa zavatra tsy hainao izany 8 Anaovana ka mahatonga: Misy iaro maro samihafa miditra amin' ny savony 9 Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa faran' ny volana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 to enter, to go in. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 entrer, pénétrer [1.13] |
Ohatra |
12 sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470] 13 Dia vita ny oha-jaza, dia miditra ao an-trano. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 18 Mitsabaka, mitsofoka, mitsorofoka, mijoloka, miditra maninteraka, miborobaka, mitsopaka, mitsoropaka, mitsotaka, maninteraka, mandroso miroso, misosososo, mijolonjolona, misolontsolona, misoko, misovoka, mirotsaka, milatsaka, miroboka, mitsoboka, mitsabaka, manao tsobodranon-dRamiangaly |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 38 miditra |
Fototeny | 39 ditra |
Sokajin-teny | 40 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
41 Manao ditra: Miditra handeha Zomà ny zafikeliko [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
42 s'opiniâtrer, résister, ne pas céder [1.3] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 47 mitokona, mitokozihitra, mihenahena, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |