|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mamo
Fototeny  2  hamo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy
Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] drunk; disgusted; tired out
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ivre; dégoûté; épuisé
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  mienjika, varivariny, jaonjaona, tafiditra, didy, mitadidy, mivembena, doroka, mandraingiraingy, jobo, birika, leon-toaka, trabo, mena maso, mandrefy lalana, manao tari-damba, mirediredy, very saina, mamo maty, mamo be ohatra ny omby
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny mamo io

Teny iditra (2/4)22  mamo
Sokajin-teny  23  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.78] [Taisaka] sorena

Teny iditra (3/4)25  mamo
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.78] [Taisaka] moka
Voambolana  28  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)29  Mamo
Sokajin-teny  30  anaram-poko
Voambolana  31  Tantara: firenena
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  33  Mamo, mamo

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19