Teny
Anarana
Eva
Fitenim-paritra
Voambolana
Sokajin-teny
Fototeny
Sampanteny
Ohabolana
Haianarantany
Rakibolana
Fitsipi-pitenenana
Lahatsoratra
Fafana sy Tsanganana
Sary
Bibliôgrafia
Habaka
Takila fandraisana
Mpiara-miasa
Fanontaniana
Fiovàna
|
|
|
|
Teny voasokajy araka ny voambolana
VOAMBOLANA
Adirima
()
Eva
(27)
Fahasalamana
(586)
Fanampin' anarana (lahy)
()
Fanampin' anarana (vavy)
()
Fanatanjahan-tena
(11)
Fandram-bolo
(4)
Feo
(131)
Feon-kira
()
--
(amin' ny ankapobeny)
(25)
--
zavamaneno
(23)
Fianarana
(39)
Fifamoivoizan-tsambo
(29)
Fifandraisana
()
--
(amin' ny ankapobeny)
(9)
--
fianakaviana
(140)
Fikambanana
(131)
Filôzôfia
(129)
Fitaovam-piasana
(162)
Fitaovana
(9)
Fitaterana
(57)
Fitsipi-pitenenana
()
Fivavahana, finoana
(129)
Fizahatany
(13)
--
fatoriana
()
--
fisakafoana
()
--
Toerana mahaliana
()
Fizìka
(243)
Fotoana
(157)
Haiaina
(631)
Haibiby
()
--
(amin' ny ankapobeny)
(124)
--
antoko latina
(192)
--
biby mandady ary biby miain-droa
(23)
--
fitsaboina momba ny biby
(15)
--
mampinono
(111)
--
trondro
(60)
--
tsy manan-kazon-damosina
(132)
--
vorona
(105)
Haibolantany
(112)
Haiharingarinifahagola
(1)
Haikintana
(36)
Hainifiaraha-monina
(5)
Haisoratra
(17)
--
(amin' ny ankapobeny)
(22)
--
boky
(68)
--
mpanoratra
(6)
--
tantara fohy
()
--
tononkalo
()
Haitao
(278)
Haiteny
(155)
Haitoetany
()
--
(amin' ny ankapobeny)
(199)
--
firenena, foko
(136)
--
monuments
(5)
--
renirano, farihy
(2)
--
soridrefitany
(33)
--
tanàna
(9)
--
temdrombohitra, saha
()
--
tsiraka
(6)
Haitoetrandro
(56)
--
()
--
Ahitra
(96)
--
amin' ny ankapobeny
(231)
--
Anana
(43)
--
antoko latina
(1226)
--
Hazo
(79)
--
Hazo palma
(16)
--
Mpmapatsiro hanina
(13)
--
Voankazo
(75)
--
Voninkazo
(4)
Hetsika
(20)
Kilalao
(44)
Lahatsoratra na sary
()
Lalàna
(63)
Matematika
(23)
--
alijebra
(135)
--
antontan'isa
(23)
--
rafitrisa
(153)
--
rafitsary
(172)
--
(amin' ny ankapobeny)
(10)
Mekanika
(5)
Miaramila
(73)
Mpanonta printy, gazety
(34)
Olona
()
Ontam-po
(351)
Pôlitika
(95)
Simia
(231)
Soratra Masina
(2081)
Tantara
(7)
--
(amin' ny ankapobeny)
()
--
firenena
(4)
--
fisehoan-javatra
()
--
olona
(15)
--
toerana
()
Taozava-baventy
(20)
Teny fanajana
(31)
Toe-karena
(5)
--
(amin' ny ankapobeny)
(20)
--
ao an-trano
(11)
--
ara-bola ary fitantanana
(114)
--
fambolena
(105)
--
fanorenana
(120)
--
fiompiana
(27)
--
haihetsika
(17)
--
hanina
(144)
--
tao vy
(10)
--
tonta printy, sary
(73)
--
varotra
(37)
--
zaitra
(153)
Toerana
(122)
Toe-tsaina
(10)
Tononkalo
(4)
Zavakanto
(2)
Mathématiques:
géométrie
Matematika:
rafitsary
Mathematics:
geometry
adjacent
mifandila
aire totale
velarana tontolo
aire (une)
velarana
alésage
savaivon'ny silendira
,
savaivo
angle
zoro
angle
angulaire
ara-joro
anti-déplacement
tohi-pamindrana
arc capable
kantsam-paribolana mahefa
arc de cercle
kantsam-paribolana
,
tsipika volantsinana
asymétrie
tsififandanjana
asymptote
kasitsiefaina
asymptote oblique
kasitsiefaina miraika
axe de rotation (un)
teza ihodinana
barycentre
ivom-ponja
carré
efa-joro
,
efamira
square
cartésien
karteziana
centre d'un cercle
ivomparibolana
center of a circle
cercle
faribolana
circle
,
circuit
,
circumference
circonférence
refim-paribolana
colinéaires
iraizotra
concentrique
iaraiivo
,
miraîvo
conchoïdal
miakoran-tsifotra
cône
sondry
cône d'ombre
sondrin'aloka
conicité
hakitsoloha
conique
kônika
,
tsikatra
construction géométrique
fananganana ara-drafitsary
coplanaire
miralemaka
corde de cercle
tadim-paribolana
cosinus
kosina
cotangente
kôkasika
courbe
biloka
,
mailoka
courbe caractéristique
biloka màmpiavaka
courbe caractéristique de sortie
biloka am-pivoahana
courbe caractéristique de transfert en tension
biloka ara-pampitan-jitina
courbe cumulative
biloka manongoa
courbe de fréquence
biloka fahatetehana
courbe de Lissajous
bilok'i Lissajous
courbe inverse
biloka mifotitra
courbe représentative
biloka fanehoana
courbe universelle
biloka mahafaobe
cube
goba
cylindre
varingarina
cylindre de révolution
varingarina tsy mivadi-pihodinana
cylindre droit
varingarina mahitsy
cylindre épaulé
varingarina mahitsy
demi-cercle (un)
volan-tsinana
half-circle (a)
demi-droite
antsasa-kitsy
demi-périmètre
antsasaky ny manodidina
demi-plan
antsasa-demaka
dessin géométrique
sary ara-drafitsary
diagonale
savazoro
diamètre
savaivo
dièdre
roatava
direction asymptotique de la courbe
kasitsiefain'ny biloka
diviser un segment
mizara kantsana
divide a segment (to)
droite
hitsy
droite génératrice
hitsy mpiteraka
droite passant par deux points différents
hitsy mandalo amin'ny teboka roa samy hafa
droites concourantes
hitsy mifanapaka
droites perpendiculaires
hitsy mifampijadona
,
tsipika mifampijadona
droites sécantes
hitsy mifanapaka
droite tangente à une courbe
hitsy kasiky ny biloka
échelle
maridrefy
scale
ellipse
elipsa
,
salavalava
ellipse
ellipsoïde
elipsoîda
équilatéral
telolafy miralafy
,
telolafy telomira
euclidien
eoklidiana
extrémité d'un segment
tendron' ny kantsana iray
figure géométrique
tarehy ara-drafitsary
forme géométrique
bika ara-drafitsary
géométrie
jeometria
,
rafitsary
geometry
hélicoïdal
mifaridrindra
hexagone
enindafy
,
eninjoro
homothétie
tovipetraka
hyperbole
hiperbôla
hypoténuse
lejo
hypotenuse
inflexion (point d')
teboka fifolahana
inscrit
mikasidafy
intersection (point d')
teboka fihaonana
isocèle
telolafy miraranjo
isométrie
fimirarefy
isométrique
mirarefy
largeur
halalaka
width
ligne courbe
tsipika biloka
ligne de plus grande pente
hitsy miraika be indrindra
ligne droite
tsipika mahitsy
lignes droites perpendiculaires
tsipika mahitsy mifampijadona
lignes parallèles
tsipika iraizotra
,
tsipika mirazotra
losange
miraefadafy
médiane
mpanivo
médiatrice
jadonivo
mesure de la base
refin' ny fototra
mesure de la hauteur
refin' ny haavo
mesure de l'angle d'une figure géométrique
refin-joro ara-bikan-tsary
mesure du demi-périmètre
refin' ny antsasaky ny manodidina
mesure du diamètre
refin' ny savaivo
mesure du périmètre
refin' ny manodidina
mesure du pourtour
refin' ny manodidina
orthocentre
ivon-kaavo
,
mahitsiivo
ovale
vohidroa
parallèle
iraizotra
parallélépipède
telozodrirana
parallèles
mirazotra
parallélisme
fimiran-jotra
,
firaizotra
parallélogramme
roazodafy
pentagone
dimilafy
perpendiculaire
jadona
,
mijadona
plan affine
lemaka ify
plan affine euclidien
lemaka ify eoklidiana
plan équatorial
lemaka manaraka fehibe
plan horizontal
lemaka marindrano
plan incliné
lemaka miraika ria mirona
plan (un)
lemaka
plane (a)
plan vertical
lemaka mijidina
point
teboka
point
point fixe
teboka tsy miova toerana
polyèdre
marozorondemaka
polygone irrégulier (un)
marolafy
polygone régulier (un)
maromira
polygone (un)
marolafy
,
maromira
prisme
iraizotongotra
prisme droit
iraizotongotra mahitsy
prisme oblique
iraizotongotra miraika
pyramide
rirakitso
quadrant
ampahefa-paribolana
quadrilatère
efadafy
quart de cercle
ampahefa-paribolana
radian
radiana
rectangle
mahitsizoro
relations métriques dans un triangle
fifandraisan-drefy amin' ny telolafy
rotation (point de )
teboka ihodinana
section (une)
velarana
segment
kantsana
segment de droite
tsipika kantsana
similitude
fifanahafana
similitude affine
fifanahafana ify
similitude directe
fifanahafana mivantana
similitude indirecte
fifanahafana mandrorona
sinus
sina
sommet d'une parabole
tendron' ny fanoharana iray
sphérique
kibola
superficie (une)
velarana
surface augmentée
velarana misosoka
surface concave
velarana lempona
surface cylindrique
velarana mivaringarina
surface décomposable
velarana azo tsinjaraina
surface de départ
velarana iaingana
surface de référence
velarana fototra
surface de révolution
velarana mihodidina
surface d'un carré
velaran'ny efamira
surface frottante
velarana voakasoka
surface imprimante
velarana atonta
surface libre d'un liquide
velarana anabon'ny ranoka
surface plane
velarana mitovy tantana
surfaces associées
velarana mifandray
surface totale
velarana tontolo
surface travaillée
velarana voaasa
surface (une)
velarana
surface usinée
velarana voaasa
tangence (point de)
teboka fikasihana
tangente
kasika
tangent
tétraèdre
efajoron-demaka
,
valotava
translation
fikisahana
,
kisaka
transposition
fitsimbadihana
trapèze rectangle
iraizopototra mahitsizoro
triangle
telolafy
trièdre
telotava
,
telozoron-demaka
trigonométrie
tirigônômetiria
unidirectionnel
iraizotra
visage
tarehy ara-drafitsary
volumique
ara-kadiry