Teny iditra | aprily | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | April [3.1] | |
Fandikana frantsay | avril [3.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Ny fihaviany | Anglisy: April. | |
Teny mitovy hevitra | avrily | |
Tsanganana sy sary iray takila | Fizaran' andro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |