Teny iditra avrily
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   April [3.1]
Famaritana frantsay   avril [3.1]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: avril.
Fitovian-keviteny   aprily
Tsanganana sy sary iray takila   Fizarana andro

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/24