Teny iditra janoary
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Volana voalohany amin' ny taona aralia ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Janoary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy January [3.1]
Famaritana frantsay janvier [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: January.
Teny mitovy hevitra zanvie
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

2017/10/24