| Teny iditra | 1 asotrindambo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antesaka] volana faharoa amin'ny taona (febroary)
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [Antesaka] mois de février
[1.82] |
| Voambolana | 5 Fotoana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|