|
|
|
|

Teny iditra1  volasira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sakalava] volana faharoa amin'ny taona
Ohatra  4  [2.113#] Mampandre anareo aho fa ny volana malagasy dia hovana ka hitondra ny anaram-bintana temoro hatramin' izao : ka ny volasira dia ho Alahamady;
Voambolana  5  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  82  sarivalo, volasira

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21