|
|
|
|

Teny iditra1  volambita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka] anaran'ny volana faha-11 amin'ny taona [1.78]
4 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Aogositra [1.78]
5 [Bezanozano] volana faha-11 amin'ny taona [1.78]
6 [Sihanaka+Tanosy] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [1.78]
Ohatra  7  ny Sakave dia ho Asombola ny Volambita dia ho Adimizana; [2.113]
Voambolana  8  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  85 volambitabe
Ohabolana  86  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20