Teny iditra martsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Volana fahatelo amin' ny taona araka ny fanisana andro vahiny antsoina hoe kalandrie; 31 ny isan' ny andro amin' ny volana Marsa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy March [3.1]
Famaritana frantsay mars [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: March.
Teny mitovy hevitra marsa
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

2017/10/24