Teny iditra hatsiha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] volana fahatelo amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Bara] anaram-bolana mifanandrify amin'ny volana Marsa [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] volana fahatelo amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] the name of one of the months [Richardson 1885]
Famaritana frantsay [ hatsia ] [Taisaka] le mois de mars [Deschamps 1936]
  [Tandroy] nom de mois (février) [Rajaonarimanana 1996]
Famaritana malagasy  [Tandroy] février [Mahafay: Arofototse]
Voambolana 

2014/10/27