Teny iditra jiona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran' ny volana fahenina amin' ny taona, misy andro 30 [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy June [3.1]
Fandikana frantsay juin [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: June.
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31