Teny iditra sakave
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] volana fahafolo amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona, tonontaona maina,
maintany [Rakotosaona 1972]
  [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jolay [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] volana fahasivy amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2009/09/01