Teny iditra fevrie
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy February [3.1]
Famaritana frantsay février [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: février.
Teny mitovy hevitra febroary
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

2017/10/24