|
|
|
|

Teny iditra1  avrily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?)
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] April
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] avril
Voambolana  6  Fotoana
Tovy hevitra  7  aprily
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  84  Fizaran' andro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10