|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bandro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba
Ohatra  4  Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5#]
Mpanahaka  5  androvo, jirika

Teny iditra (2/2)6  bandro
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Sihanaka] gidro
Fanazavàna teny anglisy  9  [2.233] Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis)
10  [2.233] hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis)
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.19] [Tankarana] espèce de lémurien minuscule.
Voambolana  12  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  91  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10