Teny iditra |
dian > dia
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | Atao anelanelan' ny teny miverina indroa mba ho fanamafisan-kevitra: Soa dia soa Mitovy amin' ny sy na ary: Nitsangana izy dia niteny Kian-teny fampiasa: a) Mba hampitohy fehezan-kevitra roa raha lasa aloha ilay fehezan-kevitra miankina:
Nony tonga izy dia niteny hoe.., b) mba hampitohy indraindray ny teny enti-milaza amin' ny teny lazaina:
Rakoto dia mpianatra mazoto [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Probably the same as dia: step, and used originally to indicate the next step in the narrative, etc. and, and so, then, even, in the next place. It is used to complete phrases, as: Ary nataoko, dia vita izy (And I did it, and so it was completed) It is often preceded by ka, as: Natsoinao aho, ka dia tonga (You called, me and so I have come) It is often a mere elegancy of speech. It is also used between two words, making them emphatic, as:
Tsara dia tsara, very good; nataoko dia nataoko (I did it again and again, or, I really did it [1.2]
|
| Of sentence inversion In a series of verbs; also used for emphasis, as:
tsara dia tsara: very good [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui marque l'inversion de la proposition; D'une série de verbes ; sert aussi à
renforcer le sens, ex. :
tsara dia tsara: très bon [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
|
Teny iditra |
dian > dia
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza: Olona mivelona any anaty ala na any an' efitra ka tsy mahalala ny fomban' ny olona mandroso: Mbola misy olona dia, hono, amin' itỳ faritany itỳ Biby na zavamaniry tsy ompiana na ambolena fa velona na maniriniry ho azy fotsiny eny: Mahafinaritra ahy itỳ voninkazo dia itỳ ~ Tonga dia ilay sakanay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Wild, roving, savage [1.2]
|
| Wild [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sauvage [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
dian > dia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Lalana naleha [1.78]
|
| Ny halavan' ny felatongotra: Lava dia ny lehilahy noho ny vehivavy Halavan-drefy miantomboka amin' ny voditongotra ka miafara ery amin' ny loharantsana (irain-jehy sy voatondro roa na ampahatelon' ny metatra eo ho eo): Telo dia ny halavan' itỳ hazo fisaka itỳ Fandeha ataon' ny olona na ny biby amin' ny fampifandimbiasana ny tongotra roa mifanongontsongona hatrany: Hafaingano ny dianao fa diso fotoana isika Fandehahana, fivahiniana: Dia lavitra izay nataonay androany izay Soritra navelan-javanandalo: Misy diam-pihogo ny volony Andiana, antokon' olona na biby miaramandeha: Nozaraina natao telo diany miaramila [1.1]
|
| [Sihanaka]
Famindra, andiany: dia raika [1.78]
|
| Lafatra [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A step; a journey [1.2, 1.7]
|
| A footstep, a mark. [Probably connected with Swa. njia, or ndia, a path, a road] [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Voyage [1.82]
|
| La longueur d' un pied [2.415]
|
| Un pas; voyage [1.8]
|
| Trace, empreinte [1.13]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
dia,
diako,
dianao,
diany,
diantsika,
dianay,
dianareo,
dian',
dian-,
diam- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
dian > lia
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10]
|
| [Bara]
Dia [1.78]
|
| [Tanosy]
Dia, dy [1.78]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
dian > lia
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
Na lio, fototenin' ny teny hoe
milia sy
lialia
[1.10]
|
| Niavian' ny hoe malia
[1.1]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
dian > lia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe
mahalia lalana
[1.10]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
dian > Lià
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Lià [2.996]
|
| Leah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Léa [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
dian > lia
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10]
|
| [Bara]
Dia [1.78]
|
| [Tanosy]
Dia, dy [1.78]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
dian > lia
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
Na lio, fototenin' ny teny hoe
milia sy
lialia
[1.10]
|
| Niavian' ny hoe malia
[1.1]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
dian > lia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe
mahalia lalana
[1.10]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
dian > Lià
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Lià [2.996]
|
| Leah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Léa [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|