|
|
|
|

Teny iditra1  fevrie
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] February
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] février
Ohatra  6  Ka hatramin' izay dia ny didim-panjakana laharana 2007-151 tamin' ny 19 fevrie 2007 no mametra ny fandaminana, ny fampandehanan-draharaha ary ny andraikitra. [4.27#]
Voambolana  7  Fotoana
Tovy hevitra  8  febroary
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  85  Fizaran' andro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10