Teny iditra (1/4) | 1 hataka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona: Izao no hataka ataoko aminao Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò! Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a request, a thing begged, alms. 5 [1.7] a request, an entreaty |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8, 1.5] demande, requête 7 [1.3] supplique, prière |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 20 hataka |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 27 hataka |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [1.78] [Bara]
anaran-gidro madinika |
Fanazavàna teny anglisy |
30 [2.233] Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus) small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) |
Fanazavàna teny frantsay |
31 [1.19] [Tankarana]
animal nocturne. § tsìdika. 32 [2.233] grand chéirogale (Cheirogaleus major) Lépilemur (Lepilemur mustelinus) Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) |
Voambolana |
33 Haibiby: mampinono |
Mpanahaka | 34 tsidy, tsitsily, fitiliky, kotrika, trangalavaka |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
112 Ny Gidro |
Teny iditra (4/4) | 113 Hatàka |
Sokajin-teny | 114 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
115 [2.996] Hatach |
Fanazavàna teny frantsay |
116 [2.996] Hataq |
Voambolana |
117 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 118 Toko sy andininy momba Hatàka |
Fivaditsoratra | 119 ahatak, hakata, hataka, ta-haka, tahàka, tahaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |