Teny iditra | 1 janoary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#1055] Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Janoary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] January |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] janvier |
Voambolana |
6 Fotoana |
Tovy hevitra | 7 zanvie |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
84 Fizaran' andro |
Fivaditsoratra | 85 anjairo, anjoria, janoary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |