Teny iditra | 1 martsa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Volana fahatelo amin' ny taona araka ny fanisana andro vahiny antsoina hoe kalandrie; 31 ny isan' ny andro amin' ny volana Marsa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 March [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 mars [3.1] |
Voambolana |
6 Fotoana |
Tovy hevitra | 7 marsa |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
84 Fizaran' andro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |