Teny iditra | 1 volambita |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
anaran'ny volana faha-11 amin'ny taona 4 [1.78] [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Aogositra 5 [1.78] [Bezanozano] volana faha-11 amin'ny taona 6 [1.78] [Sihanaka, Tanosy] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona |
Ohatra |
7 ny Sakave dia ho Asombola ny Volambita dia ho Adimizana; [2.113] |
Voambolana |
8 Fotoana |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 86 Ohabolana misy io teny volambita io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |