|
|
|
|

Teny iditra1  hatsiha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] volana fahatelo amin'ny taona
4  [1.78] [Bara] anaram-bolana mifanandrify amin'ny volana Marsa
5  [1.78] [Tanosy] volana fahatelo amin'ny taona
6  [2.584] [Tandroy] février
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] [Provincial] the name of one of the months
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.82] [Taisaka] [hatsia] le mois de mars
9  [1.14] [Tandroy] nom de mois (février)
Ohatra  10  Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa. [2.285#]
Voambolana  11  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  88  hahatsi, hahitsa, hatsiha, hitsaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21