|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bandro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba [1.1]
Ohatra  4  Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5#]
Mpanahaka  5  androvo, jirika

Teny iditra (2/2)6  bandro
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  gidro [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9  Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
10  hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  11  espèce de lémurien minuscule. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  12  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  35  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30