Teny iditra (1/2) | 1 hahay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233] |
Voambolana |
6 Haibiby: mampinono |
Tsipelina hafa | 7 aiay, ahay |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
29 Ny Gidro |
Teny iditra (2/2) | 30 hahay |
Fototeny | 31 hay |
Sokajin-teny | 32 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mahay |
Ohatra |
33 Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356] 34 Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499] 35 Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528] |
Fivaditsoratra | 36 ahahy, hahay |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |