Teny iditra (1/5) | 1 tsara |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano 4 Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara 5 Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara 6 Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto 7 Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! 8 Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy 9 Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara 10 Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 good; well [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 bon [1.3#753, 1.8] 13 qui a de bonnes qualités, beau [1.3#753] 14 bien [1.8] |
Ohatra |
15 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 48 Ohabolana misy io teny tsara io |
Teny iditra (2/5) | 49 tsarà |
Sokajin-teny | 50 filaza mandidin' ny mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
51 soyez bon [1.3] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
53 Ny mpamaritra mandidy rehetra |
Teny iditra (3/5) | 54 tsara |
Sokajin-teny | 55 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
56 Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
57 jugement [1.3#753] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/5) | 60 tsara |
Sokajin-teny | 61 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
62 teny, resaka [Bara]
[1.78] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/5) | 65 tsara |
Sokajin-teny | 66 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
67 (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano]
[1.196] |
Voambolana |
68 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 69 satra, tarsa, tsara, tsarà, satra, tarsa, tsara, tsarà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |