Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : isarahana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ampombo malemy sy kisoa : faty no isarahana. [2.415 #5248, 2.653 #153]
Ampombo malemy sy kisoa, ka faty no isarahana. [2.165 #261, 2.558 #191] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cochon et son fin : cela ne se sépare qu' à la mort. [2.415 #5248]
Le son et les porcs: la mort seule les sépare. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses auxquelles on tient beaucoup. [2.415 #5248] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Anamamy no iraisana, ka beroberoka no isarahana. [1.3, 2.558, 1.1]
Anamamy no niraisana, ka beroberoka no isarahana. [2.415 #3451] Anamamy no niraisana, ka beroberoka no nisarahana. [2.653 #157, 2.165] Aza dia anamamy no iraisana, ka beroberoka no isarahana. [2.558 #431] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fifankatiavana tsara fanomboka fa niafara tamin' ny ady. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des herbes potagères (douces) unissaient, et des laiterons ont séparé. [2.165]
Salade douce au commencement de l' union, herbe amère quand on se sépare. [2.415 #3451] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des amitiés, alliances qui ont commencé par des rapports agréables et fini par des querelles amères. [2.415 #3451]
Se disait des amitiés ou alliances qui finissent par des querelles. [2.415 #3451] Se dit des amitiés qui ont commencé agréablement et fini par des querelles amères. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ataovy toy ny lamban’ akoho ny fanambadiana : faty no hisarahana. [2.653 #312]
Ataovy toy ny lamban' akoho ny fanambadiana : faty no isarahana. [2.415 #1359] Ataovy toy ny lamban' akoho ny fanambadiana, ka faty no isarahana. [2.165 #1817, 2.558 #336] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que le mariage soit comme les plumes (litt, le "lamba" ) d' un poulet: on ne se sépare qu' à la mort. [2.165]
Que le mariage soit pour vous comme les plumes des volailles qui ne les quittent qu' à la mort : qu' il soit indissoluble jusqu' à la mort. [2.415 #1359] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza atao fihavanan' alika, ka taolana iray no isarahana. [2.558 #383]
Aza manao fihavanan' amboa, ka taolana iray no isarahana. [2.165 #206] Aza manao fihavanan' amboa : taolana iray no isarahana. [2.415 #5327] Manao fihavanan' amboa, ka taolana iray no isarahana. [2.558 #1990] Manao fihavanan’ amboa: taolana iray no isarahana. [2.653 #1533] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' agissez pas envers vos amis, comme les chiens qui se séparent pour un os. [2.415 #5327]
N' aimez pas comme s' aiment les chiens, qui se séparent pour un os. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ingara attachant un chien: il aime mieux le faire périr que de le voir s' échapper. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Lambam-borona, ka faty no isarahana. [2.415 #1376]
Lamban’ akoho : faty no isarahana. [2.974 #130, 2.653] Lamban' akoho, ka faty no isarahana. [2.415 #5272, 2.558 #1702, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza izay rehetra tsy misaraka amin' ny tena raha tsy noho ny fahafatesana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui est indissoluble ou inséparable, c' est comme les plumes des volailles qui ne les quittent qu' à la mort. [2.415 #5272]
Plumage de la poule: elle ne s’en dépouille qu’à la mort. [2.974 #130] Plumes de volailles : elles ne les quittent qu' à la mort. [2.415 #1376] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses qui durent, qui sont inséparables, par exemple un mariage indissoluble. [2.415 #1376]
Se disait surtout des mariages indissolubles. [2.415 #5272] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Mpivady iray lainga, faty no isarahana. [2.415 #1383, 2.653 #1996]
Mpivady iray lainga ka faty no isarahana. [2.165 #1746, 2.558 #2633] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des époux qui sont unis dans le mensonge, la mort seule les séparera. [2.165]
Deux époux complices d' un même mensonge : la mort seule les séparera. [2.415 #1383] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Exagération malicieuse qui fait allusion à la grande facilité du divorce. [2.415 #1383] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Pivaly | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des époux amoureux, seule la mort les séparera. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Tsy mba haikaika hifanaovana ity, fa tsontsori-mamba hisarahana. [2.165]
Tsy mba ny haikaika ifanaovana, fa ny tsontsori-mamba isarahana. [2.653 #3392] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ceci n' est plus une simple provocation, mais une lutte sérieuse qui vous emporte, comme le caïman le fait de sa proie en l' entraînant sous l' eau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Tsy mba ny Tsy ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Tsy ny sangisangy ifanaovana, fa ny | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||