|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  hira
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antesaka] lalao, kilalao, hehy [1.78]
12 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
13 Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
14 Hirahira: Hira andaniana andro.
15 (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a song; music; play [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 chant [1.3#249, 1.8]
18 airs, musique vocale
19 action de s'amuser avec des objets [1.3]
20 musique; jeux [1.8]
Ohatra  21  hira inona no nohiraintsika? [2.270#90]
22  Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356#70]
23  Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4#69]
Voambolana  24  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) 25  Feo
Mpanahaka  26  antsa, 27  atoa, 28  kalo, 29  kalokalo, 30  vazo, 31  vetso
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny hoe hira
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 34  hira
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36 [Bara] anaran-gidro [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  37 ring-tailed lemur (Lemur catta ) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  38 maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
Voambolana  39  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  40 hirana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Anarana ara-tsiansa 
Tsanganana sy sary iray takila  119  Ny Gidro
Sary 
120 

Teny iditra (3/4) 121  Hira
Sokajin-teny  122  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  123 Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  124 Hirah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  125 Hira [2.996]
Voambolana  126  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  127 Toko sy andininy momba Hira

Teny iditra (4/4) 128  hira
Sokajin-teny  129  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  130 zanak' i Aksesa [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  131 Ira [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  132 Ira [2.996]
Voambolana  133  Soratra Masina
Tsipelina hafa  134 ira, ira
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  135 Toko sy andininy momba Hirà

Fivaditsoratra  136 hary, hira, Hirà, Hira, 137 riha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19