Teny iditra | 1 maitso (itso) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny ravinkazo: Maitso tanora ny volon' ny ravin' akondro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 green 10 young [1.2#4081.7] 11 in the provinces it also means black [1.2#408] 12 immature [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 vert [1.3#420, 1.8] 14 jeune [1.3#420, 1.8] 15 tendre [1.3#420] 16 (de la racine itso, comparer au javanais : ijo) vert, se dit des fruits non mûrs. Mais pour les oranges, le riz et quelques autres exceptions, on doit dire manta (littéralement « cru »). [1.196] |
Ohatra |
17 maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470] 18 Ny lalana voaaro ahitana jiro mena, mavo, maitso no azo antoka indrindra. [2.117] |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Renianarana |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny maitso io |
Tsanganana sy sary iray takila |
28 Ny Loko |
Fivaditsoratra | 29 atsimo, maitso, misota |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/18 |