|
|
|
|

Teny iditra1  mangatrakatraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mena midorehitra, mena mivaivay: Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] extremely red. Used only with mena, red.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#225] être rouge écarlate
6  [1.19] [Tankarana] rouge écarlate.
Ohatra  7  [2.996] Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala;
Fototeny  8  hatrakatraka
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12