|
|
|
|

Teny iditra1  masom-bola
Singan-teny  2  maso, vola
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza vola vita boribory ohatra ny peratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  anneau d'argent [1.3]
Ohatra  6  Ambohimasimbola fa nahazo masombola be tamin' ny Arabo hono izy teo. [1.436#]
7  dia lambarano menamena telon-jehy sy masombola singany telo ary vola latsa-paheniny. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16