Teny iditra (1/2) | 1 fenomanana |
Singan-teny | 2 feno, manana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haikintana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Filazana ny volana rehefa ilay feno vorivory tsara iny ny fitazana azy; boribory tsara ny volana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 (feno manana) The full moon. [Mal. parnama, from Sans. (?).] [1.2] 7 the full moon: fenomanana ny volana -- the moon is full [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 pleine lune [1.3] 9 la pleine lune [1.8] |
Ohatra |
10 Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana. [2.470#] 11 fa ho fenomanana ny volana tamin'izay, ka diavolana ny àndro. [2.588#] |
Tovy hevitra | 12 feno volana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 fenomanana |
Singan-teny | 15 feno, manana |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 karazam-bakana [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 La perle nommée fenomanana, « pleine lune » est, comme son nom le laisse deviner, une perle d'abondance, de prospérité. Très commune, elle se présente sous des aspects variés. La description qu'en a donnée Pages ne correspond qu'à un seul exemplaire de notre collection, perle de type sphérique, légèrement aplatie aux pôles, en pâte de verre opaque à décor polychrome : « ronde et jaune sur laquelle trois cercles sont inscrits (l'équateur et les deux cercles polaires). Le cercle du milieu est rose bordé des deux côtés de blanc. Entre les trois cercles des points verts sont parsemés. [2.570#54] |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 46 fanenomana, fenomanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |