|
|
|
|

Teny iditra 1  vakana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina ny lanton-tanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 a bead [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 perles; grains de collier, de bracelet [1.3]
17 perle, grain de collier, etc [1.8]
18 (toute l'île). Perles, grains de colliers ou de chapelets. Par extension, les graines rouges, rouges et noires, ou blanches, etc. employées à faire des colliers à bon marché. Pour les distinguer des perles importées, on les appelle vaka-maivana (de maivana : léger à bon marché). Ce sont souvent celles de Coix lacryma-jobi, Voir vakamaniry, d' Abrus precatorius L. Voir masonamboatora ; d' Adenanthera pavonina, etc. [1.196]
Ohatra  19  dia misampy amy ny Mpanjaka ny vakana mitoetra amy ny [2.48]
20  Ny hazo, ny taolana, ny voamboana, ny andramena, ny tandrok’omby, ny akorandriaka, ny voanio… dia samy akora azo anamboarana vakana avokoa. [4.49]
21  Ireny no vohasana amin' ny akorany isan-kariva, tohizina amin' ny tsiraka tangon-drofia, dia iny sahala amin' ny vakana henjana iny no ampirehetina atao jiro. [2.472#10]
22  Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436]
Voambolana  23  Zavakanto
Zanakanarana 
Fikambanana  136  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 19 misy ny teny hoe vakana
Ohabolana  137  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  138  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  139 anvaka, vakana, 140 vanaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21