Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : adrisa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adrisa tsy ampoky ny ahitra angaha aho no hifiaka izay antsoro maina. [2.558]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hifiaka ny antsoro maina ? [2.653 #300, 2.415] Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hihinana ny ahi-tsorohitra ? [2.653 #300, 2.415] Ataonao ho valala tsy ampoky ny ahitra va aho ka hifiaka ny antsoro maina? [2.165 #2284] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Me prenez-vous pour une sauterelle non rassasiée d' herbe, et qui va manger l' herbe des alouettes ou mâcher de l'herbe antsoro sèche ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Me prenez-vous pour un affamé ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza manao siaka mampandry ny adrisa. [2.165 #524, 2.415 #4981]
Safosiaka mampandry adrisa. [2.415 #5036] Siaka mampandry adrisa, saroro Siaka mampandry ny adrisa. [2.653 #2885, 2.974 #281] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C’est en sifflant qu’on endort la sauterelle. [2.974 #281]
Feintes et cajoleries destinées à tromper : c' est comme le sifflement pour endormir les sauterelles. [2.415] Ne sifflez pas pour faire poser les sauterelles adrisa et les prendre. [2.415 #4981] Ne sifflez pas pour faire se poser les sauterelles "adrisa" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne trompez pas. [2.415 #4981]
Vous les trompez, car si elles se posent elles seront prises. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Fony tsimbotry niaraka ihany ka adrisa vao hifanary! [2.558 #1195]
Tsimbotry niaraka ihany ka adrisa vao hifanary? [1.1 #25] Tsy mety raha fony tsimbotry niaraka ihany, ka adrisa vao hifanary. [2.165] Tsy mety raha fony tsimbotry niara-nandady, ka rehefa adrisa dia hifandao. [2.653 #3412] Tsy mety raha fony tsimbotry niara-nizehozeho, ka nony adrisa hifandao. [2.558 #4581] Tsy mety raha tsimbotry niara-nandady, ka nony adrisa àry elatra kosa vao hifandao. [2.558 #4684] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entina hilazana olona nifankatia sy nifanampy fony samy kely – amin' ny lafin-kevitra rehetra – nefa nony lehibe toy ny tsy mifankahalala intsony. [1.1 #989]
Fony samy madinika (oriory) nifankahalala tsara, ka nony mba manana ve dia mody tsy mahalala ny olona niara-niory tamin' ny tena? [1.1 #25] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' est pas bien de s' entendre quand on est petit pour se séparer (se rejeter) quand on est devenu grand. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le mot "tsimbotry" désigne la sauterelle "adrisa" quand elle est encore petite. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Sendra ny fatsora iray trano ka ny sasany mandroboka, mitaona; ny sasany kosa mamely. [1.1 #43, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être trompé par la grosseur des "adrisa" , et se fatiguer à courir après des "aketalahy" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce sont des sauterelles appartenant à la même espèce: L' "adrisa" est la femelle, et elle est plus grosse que le mâle ou "aketalahy" . Ce proverbe signifie: être trompé en courant après quelque chose qui n' en vaut pas la peine et qui n' est pas ce qu' on croyait. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Maty tsy atrehin-kavana toy ny adrisa, ka mamikitra ahitra irery. [2.415 #2874]
Ny lozabe maty tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les hommes cruels meurent sans que leurs parents soient là, comme les sauterelles adultes qui mordent l' herbe seules. [2.165]
Mourir hors de la présence des parents, c' est mourir comme la sauterelle adrisa qui meurt solitaire en se cramponnant à l' herbe. [2.415 #2874] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Mirerarera, ohatra ny adrisa main’ andro. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Nahatsiaro ny Nahita ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Na mirifatra aza ny adrisa, tsy foiny akory ny tanety. [2.558 #2735] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Na samy valala aza : ny adrisa any anaty ahitra, ny ambolo eny ambony ravina. [2.558 #2754] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Ny adrisa aza raha tsy andriana ilika tsy azo [1.3]
Ny adrisa aza, raha tsy andriana ilika tsy azo, ka mainka fa ny harena. [2.165 #748] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne peut attraper des "adrisa" (espèce de sauterelle) sans peine (litt. sans se coucher sur le flanc) et combien moins des richesses. [2.165]
On ne peut prendre l'adrisa qu en se penchant sur le côté [1.3] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les Malgaches mangent les sauterelles, soit grillées, soit séchées au soleil. [2.165]
On n a rien sans peine [1.3] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Ny adrisa iray aza, raha tsy andrian’ ilika, tsy azo. [2.653 #2122]
Ny adrisa iray aza tsy azo raha tsy handrian' ilika. [2.558 #2823] Ny valala aza, raha tsy andrian’ ilika, tsy azo. [2.653 #2462, 2.974 #190] Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika. [1.1] Ny valala aza tsy azo raha tsy handriana ilika. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy misy na inona na inona azo raha tsy isahiranana. [1.1]
Tsy misy soa azo moramora na maimaim-poana fa tsy maintsy isasarana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Même les sauterelles ne s'attrapent que si l’on se couche sur le flanc (ne se prennent pas sans effort). [2.974 #190] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Rafotsibe nisambotra adrisa : azo dia | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Tanety no iombonana fa ny elatra samy manana ny azy, hoy ny adrisa. [2.558 #4042] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||