|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : manaikitra

Ohabolana 1Amboalahy antitra : matoa mivanika, hanaikitra. [2.415 #798, 2.558 #164, 2.653 #134]
Dikanteny frantsayVieux chien : s' il montre les dents, c' est qu' il va mordre. [2.415 #798]
Fanazavana frantsaySe disait des vieillards difficiles. [2.415 #1799]

Ohabolana 2Aza manaiki-dany roa, toa dinta. [2.165 #355, 2.558 #480, 2.653 #406]
Homan-dany roa toa dinta. [2.558 #1373]
Manaiki-dany roa hoatry ny dinta. [2.415 #719]
Manaiki-dany roa ohatra ny dinta. [2.558]
Tsy mety raha manaiki-dany roa ohatra ny dinta. [2.558]
Tsy mety raha manaiki-dany roa, toa dinta. [2.653 #3428]
Dikanteny frantsayL'exacteur est comme la sangsue : il mord de deux côtés. [2.415 #719]
Ne mordez pas des deux côtés à la fois comme une sangsue. [2.165]
Fanazavana frantsayL' expression s'employait pour dire toute attaque impossible à repousser. [2.415 #719]

Ohabolana 3Aza manao ohatra an' Ikotokely mandihy ambony zezika : faly foana mihaino ny fidobony, fa tsy mihevitra ny farasisa hanaikitra ny tongotra. [2.415]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme Ikotokely dansant sur le fumier : tout content d' entendre ses pas, il ne pense pas au mal qui mordra ses pieds enflés par la maladie farasisa. [2.415 #6215]
Fanazavana frantsayLe plaisir présent empêche de penser à ses suites funestes. [2.415 #6215]

Ohabolana 4Aza mihantsy amboa hanaikitra ny tena. [2.165 #830, 2.558 #746, 2.653 #614]
Mihantsy amboa hanaikitra ny tena. [2.974 #258]
Dikanteny frantsayExciter un chien qui peut vous mordre. [2.974 #258]
N' excitez pas un chien à vous mordre. [2.165]

Ohabolana 5Lanjan’ amboa : atahorana ny vavany hanaikitra, atahorana ny vodiny handoto. [1.147 #L29]

Ohabolana 6Manao ohatra ny hao, ka izy lolohavina indray no hanaikitra. [2.653]

Ohabolana 7Mitsentsitra ny ran' ny namany toy ny dinta manaikitra amalona. [2.415 #5393]
Dikanteny frantsaySucer le sang de ses compagnons, comme la sangsue qui suce une anguille. [2.415 #5393]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui font tort aux autres ou les exploitent. [2.415 #5393]

Ohabolana 8Natao ho salaka hanohana ny aina, kanjo nitondra haofotsy hanaikifra ny valahana. [2.558 #2759]
Natao ho salaka hanohana ny aina, kanjo nitondra haofotsy hanai-kitra ny valahana. [2.415 #5922, 2.653 #2090]
Dikanteny frantsayOn croyait que ce serait un salaka qui soutiendrait la vie en ceignant les reins, mais, hélas ! il a porté des poux blancs qui piquent les reins. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait des déceptions. [2.415 #5882]

Ohabolana 9Ny havandra hamono tsy mba mirehona; ny mamba hanaikitra tsy mba miseho. [2.653 #2258, 2.974 #392]
Ny havandra hamono tsy mba mireona ; ny mamba hanaikitra. [2.415 #2735]
Dikanteny frantsayCaïman qui mordra ne se fait pas voir. [2.415 #2735]
La grêle ne gronde pas avant de nuire ; le caïman se cache avant de mordre. [2.974 #392]
Fanazavana frantsayLe malheur frappe à l'improviste. [2.415 #2735]

Ohabolana 10Tiana ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.558 #4135]
Tiana ny zanaka ; nefa raha manaikitra ny nono, akifika. [2.415 #942]
Tsy misy mamy hoatry ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.165 #1891]
Tsy misy mamy ohatra ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.558, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa na dia izay tiana indrindra aza, raha tafaohatra ny toetra asehony dia akipaka. [1.1]
Dikanteny frantsayLa mère aime son enfant, mais lorsqu' il lui mord le sein en tétant, elle l' écarte. [2.415 #942]
Rien n' est plus précieux (litt. doux) qu' un enfant, mais quand il mord le sein on le repousse. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des gens ingrats envers leurs bienfaiteurs ; se disait surtout pour montrer que l' affection ne doit pas empêcher les corrections et les réprimandes. [2.415 #942]

Ohabolana 11Tsy misy mamy noho ny zanaka ; fa raha manaikitra ny nono, akifika. [2.653 #3528, 2.974 #180]
Dikanteny frantsayRien qui ne soit plus cher que l’enfant; mais s’il mord la mamelle, on l’écarte. [2.974 #180]

Ohabolana 12Voalavo manaiki-by, ka ny tsy laitra hanina no hanihaniny. [2.415 #2125]
Voalavo manaiki-by ka ny tsy laitran' ny nify no vazivazina. [1.1]
Voalavo manaiki--by ka ny tsy laitry ny nify no hanihanina. [1.3 #843]
Voalavo manaiki--by, ka ny tsy laitry ny nify no vazivazina. [2.415 #6333]
Voalavo nanaiki--by : ny tsy laitry ny nify avy no inanina. [2.558 #4977]
Voalavo nanaiki-by: ny tsy laitry ny nify avy no mba hanihanina. [2.653 #3695, 2.974]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ireo manandranandram-poana ka ny tsy azo atao no naikanaikana. [1.1]
Dikanteny frantsayCelui qui tente l' impossible est comme le rat qui veut ronger le fer et s' attaque à plus fort que lui. [2.415 #6333]
Rat qui ronge du fer : pourquoi s’attaquer à plus fort que ses dents ? [2.974 #291]
Tenter l' impossible, c' est faire comme le rat qui mord du fer : il veut manger ce qui ne peut pas être mangé. [2.415 #2125]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui voulaient l'impossible. [2.415 #2125]

Ohabolana 13Zatovo rovi-damba, isak' izay mifanena amin' olona miraoka ny ahitra ihany. [2.558 #5081]
Zatovo rovi-damba : isak' izay mifankahita aman' olona, manaikitra ahitra foana. [2.415]
Zatovo rovi-damba : isak' izay mifankahita aman' olona, miraoka ahitra ihany. [2.415]
Zatovo rovi-damba, isan' izay mifankahita amin' olona miraoka ahitra ihany. [2.653, 2.165]
Dikanteny frantsayJeune homme qui a son lamba déchiré : chaque fois qu' il rencontre quelqu' un de sa connaissance, la honte lui fait mordre et mâcher de l' herbe. [2.415 #1599]
Un jeune homme portant un lamba usé va et vient avec les autres et est vu, mais il a honte. [2.165]
Fanazavana frantsayEtant jeune et cherchant peut-être femme, il devrait avoir un beau, ou du moins, un bon lamba; mais comme il rien a qu' un méchant, il préférerait ne pas être vu. [2.165]
Il est couvert de confusion et embarrassé. [2.415 #1599]

Fizahan-teny